Sarclage mécanique

Tongasoa

Tranokala ofisialin'ny Foibe Malagasy nomba ny Fary sy ny Siramamy

Jereo voalohany
Champ de canne à sucre

Seha-pihariana siramamy

Fanohitra lehibe iray ho an'ny toe-karenan'i Madagasikara

Jereo voalohany

Iza moa izahay ?

Ny Foibe Malagasy momba ny Fary sy ny Siramamy dia « Organisme rattaché » an’ny Ministeran’ny Indostria, ny Varotra ary ny Asatanana (MICA) sy ny Ministeran’ny Fambolena, ny Fiompiana ary ny Jono (MAEP)

Ireo andraitry ny CMCS

Ny vaovao rehetra mahakasika ny fary sy ny siramamy

Ny fary sy ny tombotsoa entiny

Ny fary sy ny tombotsoa entiny

Miteraka resabe matetika ny fahasimban’ny tontolo iainana mahakasika ireo fambolena ara-indostrialy goavana. Ny fambolena soja no isan’ny voatondro fa mamimba…

Hamaky …

Fihariana siramamy : nahazo Talé Jeneraly vaovao ny CMCS

Fihariana siramamy : nahazo Talé Jeneraly vaovao ny CMCS

Atoa RAVELOMANANTSOA Alexandre Mahitavelo no Talé Jeneraly vaovao hitantana ny Foibe Malagasy momba ny Fary sy ny Siramamy. Tamin’ny filan-kevitry…

Hamaky …

Ambilobe : Nidina ifotony ny Tale Jeneraly sy ny Talé tecknika

Ambilobe : Nidina ifotony ny Tale Jeneraly sy ny Talé tecknika

Nanatanteraka fidinana ifotony tany Ambilobe ny Tale Jeneraly sy ny Tale Jeneraly. Ny tanjon’ny iraka nataon’izy ireo moa dia ny…

Hamaky …

Antotan’isa

90 182,30

Taonina ny Siramamy

819 645,64

Taonina ny fary

70 200,00

Hektolitatra ny Alikaola

814

Ny Mpamboly fary

Sary sy Vidéo

Ny sary sy vidéo rehetra alefanay eto dia afaka ampiasaina amin’izay rehetra ilaina azy. 

Vonona handray anao izahay

Rehefa tonga eo amin’ny rond-point mankany Manakambahiny sy Ankaditoho, eo amin’ny fiafaran’ny zotra 150, misy lalan-kely vita amin’ny pavé mandalo ny CEG Tsimbazaza. Arahaina io lalana io. Ny CMCS dia any amin’ny fiafaran’io lalana io, ao ambadiky ny orin’asa Monte Cristo, eo akaikin’ny totohatra mankany amin’ny toby miaramila CAPSAT – Soanireana





Facebook