Loading...
LOT III L 111 Fiadanana Tsimbazaza, 101 Antananarivo, Madagascar
cellulecommunicationcmcs@gmail.com
+261 34 78 002 45
Lun - Ven : 08 h 30 - 16 h 30

Médiathèques

service-icon

Sary

Ny sary rehetra ato dia azo ampiasaina avokoa tsy angatahana alalana manokana. Afaka ampiasaina amin’ny fomba tsara sy izay mety ilaina azy avokoa.

service-icon

Gazetin’ny fihariana siramamy

Ato indray no ahitana sy ahafahana maka an’ireo gazetin’ny fihariana siramamy. Mivoaka in-2 isan-taona eo izy ireo.

service-icon

Takelaka momba ny fihariana

Ato amin’ity rohy ity no misy ny takelaka momba ny fihariana siramamy eto Madagasikara. Ny maha samy hafa azy amin’ny gazety, dia ny antontanisa fotsiny no ao anatiny.

service-avater-image
service-icon

Raki-tsarin’ny fihariana siramamy

Afaka alaina ato avokoa ireo raki-tsary rehetra mahakasika ny fihariana siramamy eto Madagasikara. Marihana fa afaka alaina maimaim-poana izany.

service-icon

Antotan-kevitra

Hita ato anatin’ity rohy ity avokoa ireo antontan-kevitra rehetra mahakasika ny fihariana fary teto Madagasikara.

service-icon

Lalàna isan-karazany

Ato antatin’ity rohy ity no ahitana ireo lalàna isan-karazany mifeny ny Foibe Malagasy momba ny Fary sy ny Siramamy

© www.cmcs.mg, Tous droits reservés.