Fihariana siramamy : toe-karena maintso ho an’i Madagasikara

Ao anatin’ny fifohazana tanteraka ny fihariana siramamy amin’izao fotoana izao. Ny Foibe Malagasy momba ny Fary sy ny Siramamy dia mijoro ho vovonana iray izay mitana anjara toerana lehibe amin’ny fampivorana sy fampiroboroboana ny seha-pihariana siramamy. Ity sehatra izy izay manana ny toerana eo amin’ny lafiny ara-toekarena.

 

 

 

 

Lire les autres articles